Salamo 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Arovy toy ny anakandriamaso aho.+Hanafina ahy eo amin’ny aloky ny elatrao anie ianao,+ Salamo 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sarobidy tokoa ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Andriamanitra ô!+Ary eo ambany elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+ Salamo 57:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+Fa ianao no ialofako,+Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+ Salamo 63:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa nanampy ahy ianao,+Ka mihoby eo amin’ny aloky ny elatrao aho.+ Salamo 91:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny volon’elany no hisakanany an’izay manatona hamely anao,+Ary ao ambany elany no hialofanao.+Ho ampinga+ lehibe ny fahamarinany,+ sady ho manda fiarovana.
8 Arovy toy ny anakandriamaso aho.+Hanafina ahy eo amin’ny aloky ny elatrao anie ianao,+ Salamo 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sarobidy tokoa ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Andriamanitra ô!+Ary eo ambany elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+ Salamo 57:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+Fa ianao no ialofako,+Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+ Salamo 63:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa nanampy ahy ianao,+Ka mihoby eo amin’ny aloky ny elatrao aho.+ Salamo 91:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny volon’elany no hisakanany an’izay manatona hamely anao,+Ary ao ambany elany no hialofanao.+Ho ampinga+ lehibe ny fahamarinany,+ sady ho manda fiarovana.
7 Sarobidy tokoa ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Andriamanitra ô!+Ary eo ambany elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+
57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+Fa ianao no ialofako,+Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+
4 Ny volon’elany no hisakanany an’izay manatona hamely anao,+Ary ao ambany elany no hialofanao.+Ho ampinga+ lehibe ny fahamarinany,+ sady ho manda fiarovana.