FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hiravoravo kosa izay rehetra mialoka aminao,+

      Ka hihoby mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

      Hosakananao izay manatona hamely azy,

      Ary hifaly aminao ny olona tia ny anaranao.+

  • Salamo 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mifalia amin’i Jehovah ry olo-marina, ary miravoravoa.+

      Mihobia ianareo rehetra mahitsy fo.+

  • Salamo 36:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Sarobidy tokoa ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Andriamanitra ô!+

      Ary eo ambany elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+

  • Salamo 57:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+

      Fa ianao no ialofako,+

      Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+

  • Salamo 61:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hivahiny ao an-tranolainao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+

      Hialoka sy hiafina ao ambany elatrao aho.+ Sela.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara