FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary hisy sandry* hitsangana avy aminy. Hozimbazimbain’izy ireo ny toerana masina,+ izany hoe ny tanàna voaro mafy, ary hesoriny ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+

      “Dia hanangana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana+ izy.

  • 1 Korintianina 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Raha misy mandrava ny tempolin’Andriamanitra, dia haringan’Andriamanitra izy.+ Fa masina ny tempolin’Andriamanitra,+ ary ianareo+ izany tempoly+ izany.

  • Apokalypsy 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Izay mandresy, dia hataoko andry+ ao amin’ny tempolin’Andriamanitro,+ ary tsy hiala ao intsony mihitsy izy. Ary hosoratako eo aminy ny anaran’Andriamanitro sy ny anaran’ny tanànan’Andriamanitro, dia i Jerosalema vaovao+ izay midina avy any an-danitra avy any amin’Andriamanitro, ary hosoratako eo koa ilay anarako vaovao.+

  • Apokalypsy 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa ny tokotany eo ivelan’ny+ toerana masin’ny tempoly kosa dia avelao tanteraka ka aza refesina, satria nomena an’ireo hafa firenena+ izany. Ary hohitsahin’ireo hafa firenena mandritra ny roa amby efapolo volana+ ny tanàna masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara