FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Na mijangajanga aza ianao, ry Israely,+ dia aoka kosa ny Joda tsy ho meloka.+ Ary aza mankany Gilgala+ ianareo, na miakatra any Beti-avena,+ na mianiana hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’+

  • Hosea 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny mponin’i Samaria dia hatahotra noho izay hanjo an’ilay zanak’omby nataony sampy tao Beti-avena.+ Halahelo azy io izy ireo sy ny mpisoron’ny andriamani-kafa, izay niravoravo noho ny aminy sy noho ny amin’ny voninahitr’ilay firenena. Eny, halahelo izy ireo satria hatao sesitany lavitra azy+ ilay zanak’omby.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara