Deoteronomia 32:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+ Jeremia 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Fa hampody ny fahasalamanao aho ary hanasitrana ny ratra tamin’ny kapoka nahazo anao”,+ hoy i Jehovah. “Nantsoina hoe vehivavy noroahina ianao:+ ‘Io ilay Ziona tsy misy mpitady.’”+
39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+
17 “Fa hampody ny fahasalamanao aho ary hanasitrana ny ratra tamin’ny kapoka nahazo anao”,+ hoy i Jehovah. “Nantsoina hoe vehivavy noroahina ianao:+ ‘Io ilay Ziona tsy misy mpitady.’”+