2 Samoela 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia toy ny fahazavana amin’ny maraina izany, rehefa miposaka iny ny masoandro,+Amin’ny maraina tsy semban-drahona.Ary misy ahitra mitsiry avy amin’ny tany, noho ny fahazavana mamiratra sy ny orana.’+
4 Dia toy ny fahazavana amin’ny maraina izany, rehefa miposaka iny ny masoandro,+Amin’ny maraina tsy semban-drahona.Ary misy ahitra mitsiry avy amin’ny tany, noho ny fahazavana mamiratra sy ny orana.’+