FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 48:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Henoy izao, ry taranak’i Jakoba, dia ianareo izay maka ny anarana hoe Israely,+ eny, ianareo avy amin’ny loharanon’i Joda,+ sy mianiana amin’ny anaran’i Jehovah+ ary miresaka momba an’ilay Andriamanitry ny Israely,+ nefa tsy manao izany amim-pahatsorana sy amim-pahamarinana.+

  • Mika 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ny lohandohany eo aminy dia mitsara mba hahazoana tsolotra,+ ny mpisorony kosa mampianatra mba hahazoana karama,+ ary ny mpaminaniny misikidy mba hahazoam-bola.+ Mbola miantehitra amin’i Jehovah ihany anefa izy ireo, ka milaza hoe: “Angaha moa tsy eto amintsika i Jehovah?+ Tsy hisy loza hanjo antsika.”+

  • Titosy 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Milaza ampahibemaso ho mahafantatra an’Andriamanitra+ izy ireny, kanefa mandà azy amin’ny ataony,+ satria maharikoriko sy tsy mankatò ary tsy mendrika+ hanao asa tsara na inona na inona izy ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara