FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 mba tsy hisy aminareo na lehilahy na vehivavy na fianakaviana na foko, hiova fo ka hiala amin’i Jehovah Andriamanitsika anio mba handeha hanompo ny andriamanitr’ireo firenena.+ Amin’izay koa dia tsy hisy aminareo ho lasa faka manome voan’ny zavamaniry misy poizina sy voan’ny zavamaniry mangidy.+

  • Isaia 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa ny taranak’Israely no tanimboalobok’i+ Jehovah Tompon’ny tafika, ary ny mponin’i Joda no tanimboly tena tiany.+ Nanantena foana izy fa hisy fitsarana ara-drariny,+ kanjo fandikan-dalàna no hitany! Fahamarinana no nantenainy, kanjo fitarainana no hitany!”+

  • Amosa 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 eny, mitadiava azy ianareo izay manova ny rariny ho zavamaniry mangidy,+ ary nanipy ny fahamarinana tamin’ny tany.+

  • Amosa 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Hihazakazaka eny amin’ny harambato ve ny soavaly? Ary hisy hiasa tany hiaraka amin’ny ombiny ve eny? Fa novanareo ho zavamaniry misy poizina ny rariny,+ ary ho zavamaniry mangidy ny vokatry ny fahamarinana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara