Genesisy 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.”
28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.”