Romanina 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izany dia araka ny nolazainy koa ao amin’ny bokin’i Hosea hoe: “Izay tsy oloko+ no hantsoiko hoe ‘oloko’, ary ilay tsy malala no hantsoiko hoe ‘malala’,+ 1 Petera 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy firenena ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ankehitriny.+ Tsy namindrana fo ianareo, fa amindrana fo kosa ankehitriny.+
25 Izany dia araka ny nolazainy koa ao amin’ny bokin’i Hosea hoe: “Izay tsy oloko+ no hantsoiko hoe ‘oloko’, ary ilay tsy malala no hantsoiko hoe ‘malala’,+
10 Tsy firenena ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ankehitriny.+ Tsy namindrana fo ianareo, fa amindrana fo kosa ankehitriny.+