FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Tsy noho ianareo maro an’isa indrindra amin’ny firenena rehetra no nahatonga an’i Jehovah hiraiki-po aminareo sy hifidy anareo.+ Ianareo mantsy no vitsy indrindra amin’ny firenena rehetra.+

  • Mpitsara 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nanomboka nanaisotra an’ireo andriamani-kafa tsy ho eo aminy izy ireo,+ ka nanompo an’i Jehovah.+ Koa tsy zakan’Andriamanitra intsony ny nijery ny fahorian’ny Israely.+

  • 2 Mpanjaka 13:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsara fanahy tamin’izy ireo+ sy niantra+ azy anefa i Jehovah ka nitsinjo azy, noho ny fifanekena nataony+ tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba.+ Tsy tiany ho ringana izy ireo,+ ka tsy nariany tanteraka tsy ho eo anatrehany hatramin’izao.

  • Salamo 106:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’ireo izy, mba hitsimbinana azy ireo,+

      Ary nanenina izy, satria lehibe tokoa ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara