16 Ary nanomboka nanaisotra an’ireo andriamani-kafa tsy ho eo aminy izy ireo,+ ka nanompo an’i Jehovah.+ Koa tsy zakan’Andriamanitra intsony ny nijery ny fahorian’ny Israely.+
18 Mbola manantena ny hiantra anareo ihany anefa i Jehovah,+ ka hitsangana mba hamindra fo+ aminareo. Fa Andriamanitry ny rariny i Jehovah,+ ka sambatra+ izay rehetra miandry azy.+