FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Raha misy amin’ny rahalahinao lasa mahantra ao amin’ny iray amin’ny tanànanao, ao amin’ny taninao izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia aza manamafy fo, ary aza mafy tanana amin’ny rahalahinao mahantra.+

  • Isaia 29:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 dia ireo manolana tenin’olona mba hahameloka an’ilay olona,+ sy ireo mamandrika an’izay mananatra eo am-bavahady,+ ary ireo manendrikendrika olo-marina mba hanilihana azy.+

  • Ezekiela 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Misy mandray kolikoly eo aminao mba handatsahan-dra.+ Maka zanabola+ sy maka tombony ianao rehefa mampisambo-bola.+ Mampiasa herisetra mba hakana tombony+ amin’ny namanao ianao ka manambaka azy,+ ary hadinonao aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

  • Amosa 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Irin’izy ireo mafy hihosim-bovoka ny lohan’ny mahantra.+ Ailikiliny ny mpandefitra.+ Ary ankizivavy iray ihany no alehan’ny lehilahy mpianaka,+ mba hanazimbazimbana ny anarako masina.+

  • Jakoba 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ianareo anefa tsy manome voninahitra ny mahantra. Tsy ny manankarena ve no mampahory+ anareo sy mitaritarika anareo ho any amin’ny fitsarana?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara