FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Aza mandray kolikoly, satria sady manajamba ny mason’ny mahiratra ny kolikoly, no mety hamadika ny tenin’olo-marina.+

  • Deoteronomia 16:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.

  • Deoteronomia 27:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “‘Voaozona izay mandray kolikoly mba hamonoana olona* ho faty, ka mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’

  • Salamo 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Aza aringana miaraka amin’ny mpanota aho,+

      Ary aza aripaka miaraka amin’ny mpandatsa-dra,+

  • Isaia 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly+ izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray, ary tsy raisiny akory ny fitorian’ny mpitondratena.+

  • Amosa 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fantatro fa maro tokoa ny fikomianareo,+ ary tena lehibe ireo fahotanareo,+ ry mpankahala olo-marina,+ sady mpandray tsolotra,+ ary tsy manome rariny ho an’ny mahantra+ eo am-bavahady.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara