Levitikosy 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tokony ho mizana marina+ sy vatomizana marina no hanananareo, ary koa efaha marina sy hina marina. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta. Mika 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola misy ao an-tranon’ny ratsy fanahy ve ny faharatsiana notehirizina,+ sy ny efaha nohakelezina ka voaozona?
36 Tokony ho mizana marina+ sy vatomizana marina no hanananareo, ary koa efaha marina sy hina marina. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta.
10 Mbola misy ao an-tranon’ny ratsy fanahy ve ny faharatsiana notehirizina,+ sy ny efaha nohakelezina ka voaozona?