FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nivadika tamin’Andriamanitra ny zanak’Israely, fa tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana.+ Naka tamin’izany mantsy i Akana+ zanak’i Karmy, zanak’i Zabdy, zanak’i Zera, avy amin’ny fokon’i Joda. Koa tezitra be tamin’ny zanak’Israely i Jehovah.+

  • 2 Mpanjaka 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia hoy i Namàna: “Talenta roa alaina.” Ary niangavy azy fatratra+ i Namàna. Farany dia nataony tao anaty kitapo roa ny talenta volafotsy roa nifatotra tsara, sy ny akanjo indroa miova. Dia nomeny ny mpanompony roa lahy izany mba hoentin’ireo teo alohan’i Gehazy.

  • Ohabolana 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsy hitondra soa ny harenan’ny ratsy fanahy,+ fa hiaro ny olona tsy ho faty kosa ny fahamarinana.+

  • Amosa 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy mahalala hanao izay mahitsy izy ireo”,+ hoy i Jehovah, “eny, ireo izay mitahiry herisetra+ sy fandrobana ao amin’ny tilikambo fonenany.”’

  • Jakoba 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Harafesenina tanteraka ny volamenanareo sy ny volafotsinareo, ary hiampanga anareo sy hihinana ny nofonareo ny harafesina aminy. Zavatra toy ny afo+ no angoninareo+ amin’ny andro farany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara