Salamo 103:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nataon’i Jehovah mafy orina any an-danitra ny seza fiandrianany,+Ary eo ambany fifehezan’ny fanjakany ny zava-drehetra.+ Salamo 115:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny lanitra dia an’i Jehovah,+Fa ny tany kosa nomeny ho an’ny zanak’olombelona.+ Salamo 136:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Misaora an’ilay Andriamanitry ny lanitra:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+
19 Nataon’i Jehovah mafy orina any an-danitra ny seza fiandrianany,+Ary eo ambany fifehezan’ny fanjakany ny zava-drehetra.+