“Ry Jehovah Andriamanitry ny razanay+ ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny fanjakana rehetran’ireo firenena?+ Ary tsy eo am-pelatananao ve ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao?+
66Izao no nolazain’i Jehovah: “Ny lanitra no seza fiandrianako,+ ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Koa trano manao ahoana no azonareo atao ho ahy,+ ary toerana manao ahoana no honenako?”+
49 ‘Ny lanitra no seza fiandrianako+ ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Koa trano manao ahoana no hataonareo ho ahy?, hoy i Jehovah. Ary toerana manao ahoana no honenako?+