15 “Nataoko toy ny fitaovana fanosihosena+ varimbazaha ianao, dia fitaovana vaovao sy maranitra fanosihosena varimbazaha. Koa hohitsakitsahinao ny tendrombohitra ka hotorotoroinao, ary hataonao toy ny akofa ny havoana.+
33 Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Toy ny famoloana+ i Babylona zanakavavy. Izao no fotoana hanosihosena mafy azy. Kely sisa dia ho tonga ny fotoana hijinjana azy.”+