- 
	                        
            
            Mika 4:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        13 “Mandehana manosihosy eny am-pamoloana, ry zanakavavin’i Ziona,+ fa hovako ho vy ny tandrokao, ary ho varahina ny kitronao. Dia hanorotoro firenena maro ianao,+ ary ho zavatra voarara ny tombony azon’izy ireo tamin’ny tsy rariny ka hatokanao ho an’i Jehovah.+ Ary hatokanao ho an’ilay tena Tompon’ny tany manontolo+ ny fananan’izy ireo.” 
 
-