Mika 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy fantatr’izy ireo anefa ny hevitr’i Jehovah, ary tsy takany ny fikasany.+ Fa hangonin’Andriamanitra ho eo am-pamoloana, toy ny varimbazaha vao avy nojinjaina izy ireo.+
12 Tsy fantatr’izy ireo anefa ny hevitr’i Jehovah, ary tsy takany ny fikasany.+ Fa hangonin’Andriamanitra ho eo am-pamoloana, toy ny varimbazaha vao avy nojinjaina izy ireo.+