FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa re avy ao Ziona ny feon’ireo mitomany+ hoe: “Dia voaroba+ tokoa lahy isika! Afa-baraka tanteraka isika! Efa nandao an’ilay tany tokoa mantsy isika, ary noravan’izy ireo ny fonenantsika.”+

  • Jeremia 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Hotifiriko amin’ny pilotra ny mponin’ny tany amin’izany fotoana izany,+ ary hataoko mitondra fahoriana izy ireo mba ho hitany tsara.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara