Levitikosy 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Raha tsy mandoto an’ilay tany mantsy ianareo, dia tsy haloany tahaka ny nandoavany ny firenena talohanareo.+ Levitikosy 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Tandremo ny lalàko+ rehetra sy ny didim-pitsarako+ rehetra ka ankatoavy, mba tsy handoa anareo ilay tany izay hitondrako anareo mba honenanareo.+ Fitomaniana 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Mialà eo! Maloto e!”,+ hoy ny antsoantsony. “Mialà eo! Mialà! Aza mikasika anay!”+Fa tsy nanan-trano izy ireo,+ ary nirenireny.+ Ary hoy ny olona tany amin’ireo firenena: “Tsy ho mpivahiny intsony ireny.+ Mika 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Miaingà, ka mandehana+ fa tsy toeram-ponenanao+ intsony eto. Nanjary maloto+ ravehivavy ka ho ringana, ary mampanaintaina ilay fandringanana.+
28 Raha tsy mandoto an’ilay tany mantsy ianareo, dia tsy haloany tahaka ny nandoavany ny firenena talohanareo.+
22 “‘Tandremo ny lalàko+ rehetra sy ny didim-pitsarako+ rehetra ka ankatoavy, mba tsy handoa anareo ilay tany izay hitondrako anareo mba honenanareo.+
15 “Mialà eo! Maloto e!”,+ hoy ny antsoantsony. “Mialà eo! Mialà! Aza mikasika anay!”+Fa tsy nanan-trano izy ireo,+ ary nirenireny.+ Ary hoy ny olona tany amin’ireo firenena: “Tsy ho mpivahiny intsony ireny.+
10 Miaingà, ka mandehana+ fa tsy toeram-ponenanao+ intsony eto. Nanjary maloto+ ravehivavy ka ho ringana, ary mampanaintaina ilay fandringanana.+