Levitikosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Haparitako any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ny tanànanareo ho rava tsy hisy mponina. Fitomaniana 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’ny andro naha ory an’i Jerosalema ka tsy nanan-kialofana ny olony, dia tsaroanyNy zava-tsarobidy rehetra azony fahiny.+Rehefa lavo teo an-tanan’ny fahavalo ny olony, ary tsy nisy nanampy i Jerosalema,+ Dia nahita izany ny fahavalo, ka nihomehy azy nianjera.+
33 Haparitako any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ny tanànanareo ho rava tsy hisy mponina.
7 Tamin’ny andro naha ory an’i Jerosalema ka tsy nanan-kialofana ny olony, dia tsaroanyNy zava-tsarobidy rehetra azony fahiny.+Rehefa lavo teo an-tanan’ny fahavalo ny olony, ary tsy nisy nanampy i Jerosalema,+ Dia nahita izany ny fahavalo, ka nihomehy azy nianjera.+