FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa novorin’ny+ mpanjakan’ny Israely ny mpaminany efajato lahy teo ho eo, ka hoy izy tamin’ireo: “Handeha hanafika an’i Ramota-gileada ve aho, sa tsy handeha?” Dia hoy ireo: “Miakara+ fa hatolotr’i Jehovah eo an-tanan’ny mpanjaka ilay tanàna.”

  • Isaia 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny olo-manan-kaja efa zokiolona no loha,+ ary ny mpaminany milaza lainga no rambo.+

  • Jeremia 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ataony alasafay ny fanasitranana ny fahavoazan’ny oloko,+ amin’ny filazany hoe: ‘Fiadanana! Fiadanana!’ nefa tsy misy fiadanana akory.+

  • Ezekiela 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Lozan’ireo mpaminany adala,+ izay mandeha araka ny saim-pantany,+ nefa tsy nisy na inona na inona hitany!+

  • 1 Jaona 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ry malala, aza mino izay fanambarana rehetra avy amin’ny fanahy,+ fa fantaro aloha raha avy amin’ny fanahin’Andriamanitra+ ireny fanambarana ireny na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa eo amin’izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara