Eksodosy 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Naninjitra ny tananao ankavanana ianao,+ ka natelin’ny tany izy ireo.+ Isaia 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,+ ka iza no mahafoana izany?+ Ary maninjitra ny tanany izy, ka iza no afaka mampihemotra izany?+ Jeremia 7:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 ‘Fa nanao izay ratsy teo imasoko ny taranak’i Joda’, hoy i Jehovah. ‘Nataony tao amin’ilay trano niantsoana ny anarako ireo zava-maharikoriko notompoiny, mba handotoany ny tranoko.+
27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,+ ka iza no mahafoana izany?+ Ary maninjitra ny tanany izy, ka iza no afaka mampihemotra izany?+
30 ‘Fa nanao izay ratsy teo imasoko ny taranak’i Joda’, hoy i Jehovah. ‘Nataony tao amin’ilay trano niantsoana ny anarako ireo zava-maharikoriko notompoiny, mba handotoany ny tranoko.+