FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Hataoko ahoana anefa no hahafoy anao, ry Efraima ô?+ Ary hataoko ahoana no hanolotra anao, ry Israely ô?+ Hataoko ahoana no hamely anao tahaka an’i Adma?+ Ary hataoko ahoana no hamely anao tahaka an’i Zeboima?+ Efa niova hevitra ny aminao aho,+ fa hontsa dia hontsa ny foko.

  • Joela 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa hahasaro-piaro an’i Jehovah ny taniny,+ ary haneho fangoraham-po amin’ny olony izy.+

  • Nahoma 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 I Jehovah dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony. Eny, mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah,+ ary vonona hampihatra fahatezerana.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,+ ary mitahiry fahatezerana amin’ireny.+

  • Zakaria 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hahasaro-piaro ahy mafy i Ziona.+ Hahasaro-piaro ahy izy, ary ho tezitra mafy+ aho.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara