FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 11:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 dia handatsaka orana amin’ny fotoanany+ eo amin’ny taninareo aho, dia oram-pararano sy oran-dohataona.+ Ary hanangona ny varimbazahanareo sy ny divay mamy ary ny menakareo ianareo.

  • Joela 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mifalia sy miravoravoa amin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ry zanak’i Ziona.+ Fa hanome anareo oram-pararano ampy tsara izy,+ ary handatsaka oram-be aminareo, dia oram-pararano sy oran-dohataona, toy ny taloha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara