FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy izy:

      “Tonga avy tany Sinay i Jehovah,+

      Ka nanjelanjelatra teo amin’izy ireo, eny, nanjelanjelatra avy tao Seira.+

      Namirapiratra avy tao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Parana+ izy.

      Anjely masina an’alinalina no niaraka taminy,+

      Ary teo ankavanany ny miaramila mpiadin’izy ireo.+

  • Salamo 149:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ary hampiharana amin’izy ireo ny didim-pitsarana voasoratra.+

      Izay rehetra tsy mivadika amin’Andriamanitra no mahazo izany voninahitra izany.+

      Miderà an’i Jah!+

  • Joela 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tongava hifanampy, ry firenena rehetra manodidina,+ ka mivoria.’”+

      Ampidino ho eo amin’izany toerana izany ireo maherinao, Jehovah ô!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara