Isaia 55:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany,+ ary ny mpanisy ratsy olona hahafoy ny heviny.+ Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy.+ Ary aoka izy hiverina amin’Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+ Jeremia 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa avy nanongotra azy aho, dia hamindra fo aminy+ ka hamerina ny tsirairay ho ao amin’ny lovany sy hamerina ny tsirairay ho ao amin’ny taniny.”+ Hosea 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Hositraniko ny fivadihany tamiko.+ Ary sitrapoko ny ho tia azy,+ satria efa niala taminy ny fahatezerako.+ Mika 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hamindra fo+ amintsika indray izy, ary horeseny ny fahadisoantsika.+ Ary hatsipinao any amin’ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra.+
7 Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany,+ ary ny mpanisy ratsy olona hahafoy ny heviny.+ Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy.+ Ary aoka izy hiverina amin’Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+
15 Rehefa avy nanongotra azy aho, dia hamindra fo aminy+ ka hamerina ny tsirairay ho ao amin’ny lovany sy hamerina ny tsirairay ho ao amin’ny taniny.”+
4 “Hositraniko ny fivadihany tamiko.+ Ary sitrapoko ny ho tia azy,+ satria efa niala taminy ny fahatezerako.+
19 Hamindra fo+ amintsika indray izy, ary horeseny ny fahadisoantsika.+ Ary hatsipinao any amin’ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra.+