Deoteronomia 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hatsatsikao any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao+ ny sorona, ka hohaninao+ any. Dia modia any an-tranolainao amin’ny maraina. 1 Samoela 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa izao no nataon’izy ireo tamin’ireo anjara tokony ho azon’ny mpisorona avy tamin’ny vahoaka:+ Rehefa nisy nanolotra sorona, dia tonga ny mpanompon’ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana. Koa raha vao nangotraka ny hena,+ Ezekiela 46:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nisy vato nitandahatra nanodidina an’ireo tokotany, nanodidina azy efatra. Ary teo am-pototr’ireo vato ireo, dia nisy toerana fampangotrahana+ sorona.
7 Ary hatsatsikao any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao+ ny sorona, ka hohaninao+ any. Dia modia any an-tranolainao amin’ny maraina.
13 Koa izao no nataon’izy ireo tamin’ireo anjara tokony ho azon’ny mpisorona avy tamin’ny vahoaka:+ Rehefa nisy nanolotra sorona, dia tonga ny mpanompon’ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana. Koa raha vao nangotraka ny hena,+
23 Nisy vato nitandahatra nanodidina an’ireo tokotany, nanodidina azy efatra. Ary teo am-pototr’ireo vato ireo, dia nisy toerana fampangotrahana+ sorona.