FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 46:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Milefera ianareo, ary aoka ho fantatrareo fa izaho no Andriamanitra.+

      Hisandratra eo amin’ireo firenena aho,+

      Ary hisandratra eran-tany.”+

  • Habakoka 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ao amin’ny tempoliny masina anefa i Jehovah.+ Aoka hangina eo anatrehany ianao, ry tany manontolo!’”+

  • Zefania 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah Tompo Fara Tampony!+ Fa akaiky ny andron’i Jehovah,+ ary nisy sorona efa nomanin’i Jehovah.+ Ary efa nanamasina+ an’ireo nasainy izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara