Salamo 76:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy any an-danitra no ampandrenesanao ny didim-pitsaranao.+Natahotra ny tany ka tsy nahahetsika,+ Habakoka 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ao amin’ny tempoliny masina anefa i Jehovah.+ Aoka hangina eo anatrehany ianao, ry tany manontolo!’”+ Zakaria 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah,+ ry nofo rehetra, fa efa niainga+ avy tao amin’ny fonenany masina+ izy.
20 Ao amin’ny tempoliny masina anefa i Jehovah.+ Aoka hangina eo anatrehany ianao, ry tany manontolo!’”+
13 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah,+ ry nofo rehetra, fa efa niainga+ avy tao amin’ny fonenany masina+ izy.