Lioka 20:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanontanian’izy ireo i Jesosy hoe: “Mpampianatra ô, fantatray fa marina ny teninao sy ny fampianaranao, ary tsy mizaha tavan’olona ianao, fa marina ny fampianaranao ny lalan’Andriamanitra.+ Jaona 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tonga tao amin’i Jesosy izy rehefa alina,+ ka nanao hoe: “Raby+ ô, fantatray fa mpampianatra+ avy amin’Andriamanitra ianao,+ satria tsy misy mahavita ireny famantarana+ nataonao ireny raha tsy Andriamanitra no momba azy.”+
21 Ary nanontanian’izy ireo i Jesosy hoe: “Mpampianatra ô, fantatray fa marina ny teninao sy ny fampianaranao, ary tsy mizaha tavan’olona ianao, fa marina ny fampianaranao ny lalan’Andriamanitra.+
2 Tonga tao amin’i Jesosy izy rehefa alina,+ ka nanao hoe: “Raby+ ô, fantatray fa mpampianatra+ avy amin’Andriamanitra ianao,+ satria tsy misy mahavita ireny famantarana+ nataonao ireny raha tsy Andriamanitra no momba azy.”+