Marka 13:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Koa miambena hatrany+ àry, fa tsy fantatrareo hoe rahoviana no ho avy ny tompon-trano, na amin’ny takariva, na amin’ny misasakalina, na amin’ny maneno akoho, na vao maraina,*+ Lioka 12:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Aoka koa ianareo ho vonona lalandava, satria amin’ny ora tsy ampoizinareo no ho avy ny Zanak’olona.”+
35 Koa miambena hatrany+ àry, fa tsy fantatrareo hoe rahoviana no ho avy ny tompon-trano, na amin’ny takariva, na amin’ny misasakalina, na amin’ny maneno akoho, na vao maraina,*+
40 Aoka koa ianareo ho vonona lalandava, satria amin’ny ora tsy ampoizinareo no ho avy ny Zanak’olona.”+