36 Aoka koa ianareo ho tahaka ny mpanompo miandry ny fiverenan’ny tompony+ avy amin’ny fampakaram-bady.+ Amin’izay, rehefa tonga ny tompony ka mandondòna,+ dia hanokatra varavarana ho an’ny tompony avy hatrany ireo.
31 “Koa miambena hatrany, ary tadidio fa tsy nitsahatra nananatra+ ny tsirairay taminareo tamin-dranomaso aho nandritra ny telo taona,+ na andro na alina.
3 Koa tadidio tsara foana izay efa noraisinao+ sy efa renao, ary tano hatrany izany,+ ka mibebaha.+ Fa raha tsy mifoha+ ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra aho,+ ary tsy ho fantatrao mihitsy izay ora hahatongavako eo aminao.+