Marka 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo i Jesosy ka nivavaka. Ary notapahiny ilay mofo, dia nomeny azy ireo, ka hoy izy: “Raiso, ity no* vatako.”+ Lioka 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nandray mofo+ koa izy ary nisaotra an’Andriamanitra. Ary notapahiny ilay mofo, ka nomeny azy ireo, sady hoy izy: “Ity no* vatako+ izay homena ho anareo.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”+
22 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo i Jesosy ka nivavaka. Ary notapahiny ilay mofo, dia nomeny azy ireo, ka hoy izy: “Raiso, ity no* vatako.”+
19 Dia nandray mofo+ koa izy ary nisaotra an’Andriamanitra. Ary notapahiny ilay mofo, ka nomeny azy ireo, sady hoy izy: “Ity no* vatako+ izay homena ho anareo.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”+