Matio 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo+ i Jesosy. Rehefa avy nivavaka* izy, dia notapahiny ilay mofo+ ka nomeny ny mpianatra, sady hoy izy: “Raiso ity, ka hano. Ity no* vatako.”+ Lioka 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nandray mofo+ koa izy ary nisaotra an’Andriamanitra. Ary notapahiny ilay mofo, ka nomeny azy ireo, sady hoy izy: “Ity no* vatako+ izay homena ho anareo.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”+ 1 Korintianina 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany? 1 Korintianina 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny ilay mofo+ ka hoy izy: “Ity no* vatako+ izay omena ho anareo. Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana+ ahy.”
26 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo+ i Jesosy. Rehefa avy nivavaka* izy, dia notapahiny ilay mofo+ ka nomeny ny mpianatra, sady hoy izy: “Raiso ity, ka hano. Ity no* vatako.”+
19 Dia nandray mofo+ koa izy ary nisaotra an’Andriamanitra. Ary notapahiny ilay mofo, ka nomeny azy ireo, sady hoy izy: “Ity no* vatako+ izay homena ho anareo.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”+
16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany?
24 Ary rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny ilay mofo+ ka hoy izy: “Ity no* vatako+ izay omena ho anareo. Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana+ ahy.”