Ohabolana 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho afa-baraka izay manambony tena,+ fa izay manetry tena kosa no hendry.+ Marka 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hoy anefa i Petera taminy: “Na hahafoy anao daholo aza ny rehetra, izaho kosa tsy mba hahafoy anao.”+
29 Hoy anefa i Petera taminy: “Na hahafoy anao daholo aza ny rehetra, izaho kosa tsy mba hahafoy anao.”+