Ohabolana 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho afa-baraka izay manambony tena,+ fa izay manetry tena kosa no hendry.+ Matio 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hoy anefa ny navalin’i Petera azy: “Na hahafoy anao daholo aza ny rehetra noho izay hanjo anao, izaho kosa tsy mba hahafoy anao mihitsy!”+ Lioka 22:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia hoy i Petera: “Vonona hiaraka aminao aho, Tompo ô, na ho any am-ponja na ho amin’ny fahafatesana.”+ Jaona 13:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hoy i Petera: “Tompo ô, fa nahoana aho no tsy afaka manaraka anao ankehitriny? Na ny aiko aza hafoiko noho ianao.”+
33 Hoy anefa ny navalin’i Petera azy: “Na hahafoy anao daholo aza ny rehetra noho izay hanjo anao, izaho kosa tsy mba hahafoy anao mihitsy!”+
33 Dia hoy i Petera: “Vonona hiaraka aminao aho, Tompo ô, na ho any am-ponja na ho amin’ny fahafatesana.”+
37 Dia hoy i Petera: “Tompo ô, fa nahoana aho no tsy afaka manaraka anao ankehitriny? Na ny aiko aza hafoiko noho ianao.”+