Matio 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hoy anefa ny navalin’i Petera azy: “Na hahafoy anao daholo aza ny rehetra noho izay hanjo anao, izaho kosa tsy mba hahafoy anao mihitsy!”+ Marka 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hoy anefa i Petera taminy: “Na hahafoy anao daholo aza ny rehetra, izaho kosa tsy mba hahafoy anao.”+ Lioka 22:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia hoy i Petera: “Vonona hiaraka aminao aho, Tompo ô, na ho any am-ponja na ho amin’ny fahafatesana.”+
33 Hoy anefa ny navalin’i Petera azy: “Na hahafoy anao daholo aza ny rehetra noho izay hanjo anao, izaho kosa tsy mba hahafoy anao mihitsy!”+
29 Hoy anefa i Petera taminy: “Na hahafoy anao daholo aza ny rehetra, izaho kosa tsy mba hahafoy anao.”+
33 Dia hoy i Petera: “Vonona hiaraka aminao aho, Tompo ô, na ho any am-ponja na ho amin’ny fahafatesana.”+