FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 koa hoy izy ireo taminy: “Mitenena àry, azafady, hoe: Shiboleta.”+ Ary hoy izy: “Siboleta”, satria tsy hainy tsara ny nanonona an’ilay teny. Dia nosamborin’izy ireo izy, ary novonoiny teo amin’ny toerana fiampitana an’i Jordana, ka Efraimita roa arivo sy efatra alina no maty tamin’izany fotoana izany.+

  • Lioka 22:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Adiny iray teo ho eo taorian’izay, dia nisy lehilahy nanizingizina mafy hoe: “Tena niaraka taminy tokoa io, satria Galilianina!”+

  • Jaona 18:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hoy ny iray tamin’ny mpanompon’ny mpisoronabe, havan’ilay nokapain’i Petera ny sofiny:+ “Tsy efa hitako tao amin’ny zaridaina niaraka taminy ve ianao?”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara