Marka 15:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Fa i Maria Magdalena sy Maria renin’i Josesy kosa mbola naharitra nijery ny toerana nametrahana an’ilay faty.+ Lioka 23:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Ary nanaraka tao aoriana koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana+ sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+
47 Fa i Maria Magdalena sy Maria renin’i Josesy kosa mbola naharitra nijery ny toerana nametrahana an’ilay faty.+
55 Ary nanaraka tao aoriana koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana+ sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+