Matio 27:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ny fasana.+ Marka 15:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Fa i Maria Magdalena sy Maria renin’i Josesy kosa mbola naharitra nijery ny toerana nametrahana an’ilay faty.+
61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ny fasana.+
47 Fa i Maria Magdalena sy Maria renin’i Josesy kosa mbola naharitra nijery ny toerana nametrahana an’ilay faty.+