Matio 27:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ny fasana.+ Lioka 23:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Ary nanaraka tao aoriana koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana+ sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+
61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ny fasana.+
55 Ary nanaraka tao aoriana koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana+ sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+