Marka 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa nifarana ny sabata,+ dia nividy zavamaniry mani-pofona i Maria Magdalena+ sy Maria renin’i Jakoba ary Salome, fa nikasa ho any am-pasana izy ireo mba hanosotra an’izany amin’i Jesosy.+ Lioka 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro anefa, dia nankany am-pasana vao maraina be izy ireo, ka nitondra ny zavamaniry mani-pofona efa nomaniny.+ Lioka 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Maria Magdalena sy Johana+ ary Maria renin’i Jakoba ireo. Nisy vehivavy+ hafa koa niaraka tamin’ireo, ary nilaza izany tamin’ny apostoly. Jaona 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny andro voalohany+ amin’ny herinandro, dia nankany am-pasana vao maraina be, mbola maizimaizina, i Maria Magdalena.+ Hitany fa efa nisy nanala ilay vato teo amin’ny fasana,
16 Rehefa nifarana ny sabata,+ dia nividy zavamaniry mani-pofona i Maria Magdalena+ sy Maria renin’i Jakoba ary Salome, fa nikasa ho any am-pasana izy ireo mba hanosotra an’izany amin’i Jesosy.+
24 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro anefa, dia nankany am-pasana vao maraina be izy ireo, ka nitondra ny zavamaniry mani-pofona efa nomaniny.+
10 I Maria Magdalena sy Johana+ ary Maria renin’i Jakoba ireo. Nisy vehivavy+ hafa koa niaraka tamin’ireo, ary nilaza izany tamin’ny apostoly.
20 Tamin’ny andro voalohany+ amin’ny herinandro, dia nankany am-pasana vao maraina be, mbola maizimaizina, i Maria Magdalena.+ Hitany fa efa nisy nanala ilay vato teo amin’ny fasana,