Mpitsara 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia lasa nilaza tamin’ny vadiny ravehivavy hoe: “Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga teo amiko. Sahala amin’ny anjelin’Andriamanitra+ no fahitako azy, sady nampahatahotra be.+ Tsy nanontaniako azy izay toerana niaviany, ary tsy nolazainy tamiko koa ny anarany.+ Daniela 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Toy ny krizolita+ ny vatany, ary toy ny tselatra+ ny tarehiny, ary toy ny fanilo mirehitra ny masony,+ ary toy ny varahina nokosehina hangirana+ no fahitana ny sandriny sy ny tongony, ary toy ny feon’ny vahoaka be ny feony.
6 Dia lasa nilaza tamin’ny vadiny ravehivavy hoe: “Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga teo amiko. Sahala amin’ny anjelin’Andriamanitra+ no fahitako azy, sady nampahatahotra be.+ Tsy nanontaniako azy izay toerana niaviany, ary tsy nolazainy tamiko koa ny anarany.+
6 Toy ny krizolita+ ny vatany, ary toy ny tselatra+ ny tarehiny, ary toy ny fanilo mirehitra ny masony,+ ary toy ny varahina nokosehina hangirana+ no fahitana ny sandriny sy ny tongony, ary toy ny feon’ny vahoaka be ny feony.