Matio 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Koa izay rehetra mandre izany teniko izany ka mankatò, dia hoharina amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+ Jaona 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia namaly i Jesosy hoe: “Raha misy tia ahy, dia hitandrina+ ny teniko izy, ary ho tia azy ny Raiko, ary hankany aminy izahay ka hiara-mipetraka aminy.+ 1 Timoty 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 mba hitandrina ny didy, ary hanao izany tsy misy tomika sy tsy misy hokianina, mandra-pisehon’i+ Jesosy Kristy Tompontsika.
24 “Koa izay rehetra mandre izany teniko izany ka mankatò, dia hoharina amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+
23 Dia namaly i Jesosy hoe: “Raha misy tia ahy, dia hitandrina+ ny teniko izy, ary ho tia azy ny Raiko, ary hankany aminy izahay ka hiara-mipetraka aminy.+
14 mba hitandrina ny didy, ary hanao izany tsy misy tomika sy tsy misy hokianina, mandra-pisehon’i+ Jesosy Kristy Tompontsika.