FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa nahiratra ny mason’ireo. Nandrara azy mafy anefa i Jesosy hoe: “Tandremo sao misy mahafantatra izao.”+

  • Matio 12:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Norarany mafy anefa ireo tsy hilazalaza ny momba azy,+

  • Marka 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary nodidian’i Jesosy ny olona tsy hilaza izany na amin’iza na amin’iza,+ kanefa arakaraka ny nandidiany azy ireo no vao mainka nampielezan’ireo izany.+

  • Lioka 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary noraran’i Jesosy ilay lehilahy mba tsy hilazalaza amin’olona,+ ka hoy izy taminy: “Mandehana kosa miseho any amin’ny mpisorona,+ ary manaova fanatitra+ noho ny nanadiovana anao, araka ny nandidian’i Mosesy, mba ho porofo amin’izy ireo fa sitrana ianao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara