FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia hasain’ny mpisorona haka an’ireto ilay olona mba hidiovany: Vorona+ roa madio sady velona, rantsankazo sedera,+ kofehy mena midorehitra*+ ary hysopa.+

  • Levitikosy 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary hatolony eo ambony alitara ny fanatitra dorana sy ny fanatitra varimbazaha.+ Dia handrakotra ny fahotan’ilay olona+ izy,+ ka hadio+ ilay olona.

  • Marka 1:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 sady nilazany hoe: “Tandremo sao milazalaza amin’olona! Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona,+ ary noho ny nanadiovana anao, dia atolory ny zavatra nandidian’i Mosesy,+ mba ho porofo amin’izy ireo fa sitrana ianao.”+

  • Lioka 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary noraran’i Jesosy ilay lehilahy mba tsy hilazalaza amin’olona,+ ka hoy izy taminy: “Mandehana kosa miseho any amin’ny mpisorona,+ ary manaova fanatitra+ noho ny nanadiovana anao, araka ny nandidian’i Mosesy, mba ho porofo amin’izy ireo fa sitrana ianao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara